Dikan'ny teny : kiniky
Hampiditra dikany hafa
(kiky) mt. ih, misy tsofoka in: Voakiky, voakaoka, voahihy: Tsy nokiniky tsara ny mangahazo. 1 Voakepoka, lanina: Nokinikiny daholo ny lovany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha