Dikan'ny teny : kinibo
Hampiditra dikany hafa
(kibo) mt.ih. misy tsofoka in: Voakibokibo, voakitikitika: Nokinibony ny zazakely ka nitokelakelaka aoka izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha