Dikan'ny teny : kinarinarina
Hampiditra dikany hafa
a: Fomba filolohavan-javatra tsy hazonina, fa ny loha no ahetsiketsika kendrena hanohana azy tsy hianjera. ? Fametrahan-javatra mihilangilana tsy asiana tohany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha