Dikan'ny teny : kikitra
Hampiditra dikany hafa
a: Filofosana amimpaharetana amin'ny asa na izay atao; fiezahana hatrany ary tsy kivy. i ti.f: Kikirina, akikitra, voakikitra, tafakikitra I mikikitra, fikildtra, mpikikitra I ikikirana, fikikirana 1 mahakikitra 1 kikikikitra 1 makikitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha