Dikan'ny teny : kihaihay

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Vazivazy, vosobosotra angaronan-dela. - t.i.f.: Mikihaihay, fikihaihay, mpikihaihay 1 ikihaihaizana, fikihaihaizana 1 mahakihaihay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (Ski) a: Teny atao mody avily. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0165