Dikan'ny teny : kifakifaina
Hampiditra dikany hafa
na Kifakifahina (kifakifa) mt ih. (kifakifao na kifakifaho): Esorina, ailika amin-katezerana; roahina amim-pahatezerana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha