Dikan'ny teny : kidiadiamborona

Hampiditra dikany hafa
na Kidiadiavorona a: Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin'ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin'ny hariva, ataon'ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (oxalis repens). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0503