Dikan'ny teny : kibotabota
Hampiditra dikany hafa
1.
p.t.: Enti-milaza zazakely dongadonga, botrabotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.t.: Enti-milaza zavatra fasian-drano (tavoahangy na voatavo) fohifohy vaventiventy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha