Dikan'ny teny : kevoka

Hampiditra dikany hafa
Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka er? ny anao lahy nidina tamin'ny bisikileta nanao tsy an-kitana tao Ambatouinaky kanjo ter? Antsapanimahazo vao nitsirara tamin' ny auto ny ]ohany. ¶ M.h.: Mpirehareha, be rehaka, kasikasy, kevo-dahy, dedaka, - t.i.f.: Kevohina / mikevoka, fikevoka, mpikevoka / ikevohana, fikevohana / mahakevoka / hakevoka, fahakevoka / hakevohana, fahakevohana. ¶ M.h.: Dedaka, sehoka, somehoka, maivan-kitsaka, be ebo, firinga mievotra, mampilahendrena, mima-ken dry. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0773