Dikan'ny teny : ketso

Hampiditra dikany hafa
1. a : Karazam-borona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. na Ketsoketso p.t.: Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana. - t.i.f: Miketsoketso, fiketsoketso, mpiketsoketso I iketsoketsoana, fiketsoketsoana 1 mahaketsoketso. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067