Dikan'ny teny : kesona
Hampiditra dikany hafa
a.: Fifangaroana, fisaritaka, fisavorovoro; fahalotoana, fisotisoty; fihosinkosena amin'ny loto. - t.i.f.: Mikesona, fikesona, mpikesona I ikesonana, fika sonana I mahakesona 1 kesonkesona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha