Dikan'ny teny : kebona
Hampiditra dikany hafa
1.
a: Fanetsiketsehana ny rano mba hahatonga azy hamorivory; fomba fakana trondro amin'ny fikapokapohana ny rano; fanatsinkafonana ny efa mandry mba hamporisika, hamoky. - t.i.f.: Kebonina, voakebona 1 manakebona, fanakebona, mpanakebona 1 anakebonana, fanakebonana 1 mahakebona 1 kebonkebona 1 mitsikebona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Anarana niantsoana ny voan-tangena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha