Dikan'ny teny : kebakebaka
Hampiditra dikany hafa
a: Elanelana. - F.-p.: An-kebakebany: anelanelany, tsy an-tany tsy am-parafara, tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha