Dikan'ny teny : katso
Hampiditra dikany hafa
na Katsokatso p.t.: Marani-doha. • Mpitati-teny, mpitati-bolana hampisaraka ny fihavanana. - t.i.f.: Mikatso, mikatsokatso, fikatso, fikatsokatso.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha