Dikan'ny teny : katapilasy

Hampiditra dikany hafa
na Petakilasy (fr. cataplasme) a: Zavatra ma-fana apetapetaka amin'ny faritra marary amin'ny tena mba hampahalemilemy na handevona ny mivonto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.103