Dikan'ny teny : kasia
Hampiditra dikany hafa
(Ski) a.: Fomba fivoizana ny botry raha rohizana amin'ny sisin'ny botry ny fivoy ka voizina miamboho izy. - F.-p.: Manao kasia: mivoy miamboho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha