Dikan'ny teny : karbonina

Hampiditra dikany hafa
(fr. carbone) a: Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin'ny zavaboary, na amin'ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin'ny zavatra hafa (toy ny arintany). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108