Dikan'ny teny : kapetsy

Hampiditra dikany hafa
(fetsy) p, t.: Fetsifetsy mitady hanambaka, kinga amin'ny hafetsena. - t.i.f.: Mikapetsy, fikapetsy, mpikapetsy / ikapetsena, fikapetsena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089