Dikan'ny teny : kantsanana

Hampiditra dikany hafa
(kantsana) mt.ih. (kantsano): Tapahina tanteraka amin'ny antsy maranitra; didiana tarangana: Nokantsanany tamin'ny antsimbilona ny rambon'ilay on-dry. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069