Dikan'ny teny : kankandio
Hampiditra dikany hafa
a.: Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin'ny lalandran'ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsfnay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin'ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha