Dikan'ny teny : kalesy
Hampiditra dikany hafa
(fr. calèche) a: Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly, ? Kilalaon'ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha