Dikan'ny teny : kakakaka
Hampiditra dikany hafa
a.: Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno la-vitra. - t.i.f•: Akakakaka / mikakakaka, fikakakaka, mpikakakaka 1 ikakakakana, fikakakakana / mahakakakaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha