Dikan'ny teny : kajina
Hampiditra dikany hafa
(kajy) mt. ih, (kajio): Tandremana, kolokoloina: Kajio tsara ny fihavanana, rankizy! 1 Kalina: Kajiny aoka izany ny sorany rehefa manoratra izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha