Dikan'ny teny : kadò
Hampiditra dikany hafa
(fr, cadeau) a: Zavatra kely omena olona mba hamalifaliana azy. Fanampiny kely omen'ny mpivarotra ny mpividy amin'ny zavatra vidiny. ¶ M.h,: Falim-po.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha