Dikan'ny teny : kaboke
Hampiditra dikany hafa
1.
(Ski) a.: Omby maty anaka, nefa mbola tsy ritra ny rononony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(Ski) a: Toton-katsaka maitso andrahoina amin' ny ronono.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha