Dikan'ny teny : kaboka
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Karazan-kazo madinika antokon'ny "apocynacées", misy ditiny mandoro raha mahakasika ny hoditra, izay maimay sy miempaka mihitsy. Anaran-kafa ilazana ny kaboka eran'ny Nosy: folitra, kangarano, montaka, voakanga.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Jer. Angongo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha