Dikan'ny teny : kôkô

Hampiditra dikany hafa
1. Koko a: Fihasimban'ny teny hoe kohokoho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Voan'ny voanio. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. Koko a.: Ny hanina sisa tafaraikitra amin'ny vody vilany, kikim-bilany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0557