Dikan'ny teny : joria
Hampiditra dikany hafa
a: Karazan-tsikidy izay toy izao ny fametraka ny voa aminy; apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy. (Jar. Sikidy).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha