Dikan'ny teny : jongy
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Zaitra na vikavika amin'ny sisin-damba, dify. - t.i.f.: Jongina, ajongy, voajongy / manjongy, fanjongy, mpanjongy 1 anjongiana, f anjongiana / mahajongy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p. t.: Mangina vitsy teny sady tsy tia miray amin'olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha