Dikan'ny teny : jomoina

Hampiditra dikany hafa
Jomojomoina (jomo) mt.ih. (jomoy, jomojomoy): Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany. ~ Angolena, tarihina amin'ny teny malefaka: Nojomojomoin'ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin'ny farany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073