Dikan'ny teny : jioga

Hampiditra dikany hafa
(fr. joug) a.: Hazo efajoro mitohy amin'ny tanantsarety izay ampidirana ny lohan'ny omby ka anerena azy hitarika ny sarety. • h. o.: Fahefana manery: Tao ambany jiogan'ny vahiny ny firenentsika nandritra ny enimpolo taona mahery. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0531