Dikan'ny teny : jejo

Hampiditra dikany hafa
Jejojejop.t.: Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason'ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy m isy toa azy Ikala anona iny. 1 h,i.: Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo er? i Saholy amin'iny akanjo vaony in y. - t.i.f.: Mijejojejo, fijejojejo, mpijejojejo j ijejojejoana, fijejojejoana / mahajejojejo 1 hajejo, fahajejo, hajejoana, fahajejoana. ΒΆ M.h.: Jifa, pilaka, jefy, jefitra, jila, tefitra, langa, maola, malanga. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0815