Dikan'ny teny : izatsony

Hampiditra dikany hafa
p.mdr. sy s.mdr.: Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin'ny tondroin'ny ft. niaviany ihany "itsony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0376