Dikan'ny teny : itokanana
Hampiditra dikany hafa
(tokana) mt. pt. (itokano): Anaovana lanonandehibe alohan'ny hampiasana azy: Tamim-pomba lehibe sy manetriketrika no nitokanana ilay trano fiangonana vaovao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha