Dikan'ny teny : itarina

Hampiditra dikany hafa
(itatra) mt. ih. (itaro): Halehibeazina, halalahina: Nitariko hatrer? am-bavahady ny tanimbolim-boninkazoko. 1 Ampitomboina, na habe na habetsahana: Itaro isan'andro ny fahalalanao. 1 Ampitomboina ara-pilazana: Nitarinao ny filazana ny zauatra, ry Ikoto: olona efapolo raha misy no tonga ka nolazainao hoe roanjato. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1163