Dikan'ny teny : ireny
Hampiditra dikany hafa
p.mdr. na s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin'ny ft. niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr'ireny vorona manidina ireny!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha