Dikan'ny teny : iraka

Hampiditra dikany hafa
a.: Olona alefa amin'ny toerana iray mba hitondra teny na haka zavatra na olona, na handamin-draharaha: Iraka mahatoky no nampitondrainy hafatra i tif: Irahina, voairaka / maniraka, fanixaka, mpaniraka / anirahana, fanirahana 1 maha-iraka I irakiraka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073