Dikan'ny teny : iràna
Hampiditra dikany hafa
(ira) a.: Foly eran'ny volotara na tolotra, izany hoe ireo tapaka bararata anodidinana ny landy voafoly ka izay mahafeno ny iray amin' ireny tapaka bararata ireny no atao hoe iràna.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha