Dikan'ny teny : intsy

Hampiditra dikany hafa
p.mt.: Manondro sy ma nolotra tahaka ny "Int?", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky etsy: Intsy misy sary novidiko ho anao. / Intsy ny satrokao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1189