Dikan'ny teny : indriako
Hampiditra dikany hafa
s.o.: Misolo ny olona itenenana, fampiasan'ny samy vehivavy, indrindra ny zazavavy mifankazatra: Indriako no tsy te handeha ho!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha