Dikan'ny teny : impiry
Hampiditra dikany hafa
p.mt.: Enti-manontany ny isan'ny fiverimberenan-javatra niseho na asa natao: Impiry ianao no diso fidirana tamin'it? volana it?? - F-p.: Impiry impiry: imbetsaka dia imbetsaka: Impiry impiry aho no efa nampitandrha azy?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha