Dikan'ny teny : ilaina

Hampiditra dikany hafa
1. (ila) mt ih. (ilao): Tokony hananana, tokony hatao: Ilaina amin'ny sakafo ny vary sy ny hena / Ilaina ny mihinana mba ho velona. 1 Tadiavina, takina: Ilain'ny vatana ny miala sasatra indraindray. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (lia) mt.ih. (ilao): Akana ampahany na antsasany: Ilao io hena io hoentinao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0746