Dikan'ny teny : hotsohotso
Hampiditra dikany hafa
1.
p.t.: Mpandaingalainga sy fetsifetsy sady tsy menatra akory hisoloky.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Aretin'ny famavanin-taolana, rohana. 1 tif: Mangotsohotso.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha