Dikan'ny teny : hotoina
Hampiditra dikany hafa
1.
Hotohotoina (hoto, hotohoto) mt. ih. (hotoy, hotohotoy): Rotidrotehina, potipotehina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(hoto) mt. ih. (hotoy): Roahina: Hotoy ireo akoho ireo, ry Koto al
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha