Dikan'ny teny : hotikotehina
Hampiditra dikany hafa
(hotikotika) mt ih. (hotikoteho): Rovidrovitina, potipotehina, rirodrirotina: Nohotikotehin'ny sasany ny akanjony. / Toy ny hotikotehin-javatra ny kiboko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha