Dikan'ny teny : horipika
Hampiditra dikany hafa
a: Fikipihana, fialana noho ny hasosorana na ny rikoriko. - t.i.f : Tafahoripika 1 mihoripika, fihoripika, mpihoripika / ihoripihana, fihoripihana / horipidripika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha