Dikan'ny teny : hondry

Hampiditra dikany hafa
a: Refy hatramin'ny tendron'ny ankibe atsotra ka hatramin'ny fanondro avonkina eo amin'ny tonony faharoa (ny hondry dia mitovy halava amin'ny vodivoam-pelatanana mahery voatondro roa), Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007