Dikan'ny teny : holoka

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Loaka ny ao anatiny, hoboka. • h.o.: Mpandaingalainga na fetsifetsy. - t.i.f : Mangoloka / holokoloka. - F-p.: Holoka aty: poaka aty, hoboka aty, hoaka aty. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065