Dikan'ny teny : hohaina
Hampiditra dikany hafa
(hoha) mt ih. (hohao): Akoraina, horakorahina: Natahotra ny hohohain' ireo ankizy adala ireo aho ka naleoko nandositra
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha