Dikan'ny teny : hogo
Hampiditra dikany hafa
a.: Filamaky ny volo: Tsara hogo izany voionao izany. •Fandaminana ny volo misaritaka mba hilamaka isara: Mahatsikaiky ny hogo volon'Ibozy. ~ Fandraotana ny tsira-kofehy hilantolanto. è t.i.f.: Hogoina, ahogo, voahogo J manogo, fanogo, mpanogo / mihogo, fihogo, mpthogo / ihogoana, fihogoana / anogoana, fanogoana J mahahogo J hogohogo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha